Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

3 Jaona 1:10 Malagasy Bible (MG1865)

Koa amin'izany, raha tonga aho, dia hotsarovako izay asa ataony, fa mibedibedy foana manaratsy anay izy; ary tsy afa-po amin'izany ihany, fa ny tenany dia tsy mandray ireo rahalahy ireo, ary izay ta-handray azy dia raràny sy roahiny hiala amin'ny fiangonana.

Vakio ny toko manontolo 3 Jaona 1

Jereo 3 Jaona 1:10 amin'ny teny manodidina.