Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

3 Jaona 1:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Izaho loholona mamangy an'i Galo, ilay malala, izay tiako amin'ny fahamarinana.

2. Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany.

3. Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.

Vakio ny toko manontolo 3 Jaona 1