Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Timoty 3:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ianao kosa dia efa nanaraka tsara ny fampianarako, ny fitondran-tenako, ny fisainako, ny finoako, ny fandeferako, ny fitiavako, ny faharetako,

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 3

Jereo 2 Timoty 3:10 amin'ny teny manodidina.