Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Timoty 2:19 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa ny fanorenana mafy nataon'Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombo-kase izao: "Ny Tompo mahalala ny azy", ary koa: "Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran'ny Tompo hiala amin'ny ratsy."

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 2

Jereo 2 Timoty 2:19 amin'ny teny manodidina.