Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Timoty 2:10 Malagasy Bible (MG1865)

Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba hahazoan'ireny koa famonjena. dia izay ao amin'i Kristy Jesosy. mbamin'ny voninahitra mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 2 Timoty 2

Jereo 2 Timoty 2:10 amin'ny teny manodidina.