Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tesaloniana 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izahay tsy maintsy misaotra an'Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, ry rahalahy malalan'ny Tompo, satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin'ny voalohany hahazo famonjena amin'ny fanamasinan'ny Fanahy sy ny finoana ny marina,

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 2

Jereo 2 Tesaloniana 2:13 amin'ny teny manodidina.