Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tesaloniana 2:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy,

Vakio ny toko manontolo 2 Tesaloniana 2

Jereo 2 Tesaloniana 2:1 amin'ny teny manodidina.