Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Petera 2:19 Malagasy Bible (MG1865)

fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon'ny fahalotoana; efa izay maharesy ny olona dia mahandevo avy.

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 2

Jereo 2 Petera 2:19 amin'ny teny manodidina.