Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Petera 1:5 Malagasy Bible (MG1865)

koa noho izany dia manaova izay zotom-po rehetra kosa ianareo, ka amin'ny finoanareo dia manehoa fahatanjahan-tsaina, ary amin'ny fahatanjahan-tsainareo dia fahalalana,

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 1

Jereo 2 Petera 1:5 amin'ny teny manodidina.