Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Petera 1:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary manana ny teny faminaniana atao mafy orina kokoa isika; koa raha mandinika izany ianareo, dia manao tsara, fa toy ny jiro mahazava ao amin'ny fitoerana maizimaizina izany, mandra-pahazavan'ny andro, ka miposaka ao am-ponareo ny fitarik'andro;

Vakio ny toko manontolo 2 Petera 1

Jereo 2 Petera 1:19 amin'ny teny manodidina.