Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 9:7 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra (Oha. 22. 8, LXX.).

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 9

Jereo 2 Korintiana 9:7 amin'ny teny manodidina.