Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 9:13 Malagasy Bible (MG1865)

satria ny fizahan-toetra anareo amin'izany fanompoana izany no ankalazany an'Andriamanitra noho ny fitananareo tsara ny fanekenareo ny filazantsaran'i Kristy sy noho ny fahazotoanareo amin'ny fiantrana ho azy sy ho an'ny olona rehetra;

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 9

Jereo 2 Korintiana 9:13 amin'ny teny manodidina.