Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

ary tsy tamin'ny nahatongavany ihany, fa tamin'ny fampiononana izay nampiononanareo azy koa, raha nambarany taminay ny fanirianareo sy ny fitomanianareo sy ny fahazotoanareo hanaiky ahy; ka dia mainka nifaly aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 7

Jereo 2 Korintiana 7:7 amin'ny teny manodidina.