Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 5:16 Malagasy Bible (MG1865)

Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an'i Kristy araka ny nofo aza isika, ankehitriny dia tsy fantatsika araka izany intsony Izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 5

Jereo 2 Korintiana 5:16 amin'ny teny manodidina.