Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy midera tena indray aminareo izahay, fa manome anareo izay ho reharehanareo ny aminay, mba hisy havalinareo izay mirehareha ny amin'ny miseho ihany, fa tsy amin'ny fo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 5

Jereo 2 Korintiana 5:12 amin'ny teny manodidina.