Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 4:4 Malagasy Bible (MG1865)

izay nohajambain'ny andriamanitr'izao tontolo izao, dia ny sain'ny tsy mino, mba tsy hiposahan'ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy, Izay endrik'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 4

Jereo 2 Korintiana 4:4 amin'ny teny manodidina.