Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 3:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 3

Jereo 2 Korintiana 3:18 amin'ny teny manodidina.