Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 3:14 Malagasy Bible (MG1865)

fa efa donto ny sainy; fa ambaraka androany dia mbola tsy nesorina ihany izany fisalobonana izany, raha vakina ny tenin'ny fanekena taloha, satria ao amin'i Kristy ihany no anesorana izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 3

Jereo 2 Korintiana 3:14 amin'ny teny manodidina.