Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 12:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa matahotra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahita anareo ho toy izay tsy tiako, ary ho hitanareo aho ho toy izay tsy tianareo ; fandrao hisy fifandirana, fialonana, fiafonafonana, fifampiandaniana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fieboeboana, fikotranana, -

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:20 amin'ny teny manodidina.