Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 12:14 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, efa fanintelony izao no vonona hankatỳ aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; fa tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ianareo; fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an'ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an'ny zanany.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:14 amin'ny teny manodidina.