Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 11:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha nitoetra teo aminareo aho ka tsy nanana, dia tsy mba nahavaky tratra olona aho; fa raha vao tonga avy tany Makedonia ny rahalahy, dia nomeny ahy izay nilaiko; ary tamin'ny zavatra rehetra dia nitandrina tsara izay tsy hahavaky tratra anareo aho sady mbola hitandrina izany ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11

Jereo 2 Korintiana 11:9 amin'ny teny manodidina.