Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 11:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hay! mandefitra ihany ianareo, raha misy manandevo anareo, raha misy mandany anareo, raha misy misambotra anareo, raha misy mirehareha aminareo, raha misy mamely ny tavanareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11

Jereo 2 Korintiana 11:20 amin'ny teny manodidina.