Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Korintiana 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin'ny fahoriana izay nanjo anay tany Asia, fa novesarana indrindra mihoatra noho ny zakanay izahay, ka dia efa nafoinay na dia ny ainay aza;

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 1

Jereo 2 Korintiana 1:8 amin'ny teny manodidina.