Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Jaona 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho loholona mamangy an'itompokovavy voafidy sy ny zanany, izay tiako amin'ny fahamarinana (ary tsy izaho ihany, fa izay rehetra mahalala ny marina koa)

Vakio ny toko manontolo 2 Jaona 1

Jereo 2 Jaona 1:1 amin'ny teny manodidina.