Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Timoty 6:19-21 Malagasy Bible (MG1865)

19. ka dia hihary fanorenana tsara ho an'ny tenany ho amin'ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana.

20. Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao, ka mialà amin'ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin'izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy,

21. izay neken'ny sasany, ka nania tamin'ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 6