Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Timoty 5:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ny Soratra Masina: "Aza manakombona ny vavan'ny omby mively vary ianao" (Deo. 25.4) Ary koa: "Ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany" (Lio.10.7).

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 5

Jereo 1 Timoty 5:18 amin'ny teny manodidina.