Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Timoty 5:10 Malagasy Bible (MG1865)

ary tsara laza amin'ny asa tsara; raha namelon-jaza izy, raha nampiantrano vahiny, raha nanasa ny tongotry ny olona masina, raha namonjy ny nozoim-pahoriana, raha nazoto nanaraka ny asa tsara rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 5

Jereo 1 Timoty 5:10 amin'ny teny manodidina.