Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Timoty 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin'izany zavatra izany ianao, dia ho mpanompo tsara an'i Kristy Jesosy, tezaina amin'ny tenin'ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 4

Jereo 1 Timoty 4:6 amin'ny teny manodidina.