Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Timoty 3:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary iaraha-manaiky mihitsy fa lehibe ny zava-miafina ny amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, dia Ilay naseho teo amin'ny nofo, nohamarinina tao amin'ny Fanahy; hitan'ny anjely, notorina tany amin'ny jentilisa, ninoana teny amin'izao tontolo izao, nakarina tamin'ny voninahitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 3

Jereo 1 Timoty 3:16 amin'ny teny manodidina.