Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 5:3 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian'ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 5

Jereo 1 Tesaloniana 5:3 amin'ny teny manodidina.