Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 5:15 Malagasy Bible (MG1865)

Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin'ny namanareo na amin'ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 5

Jereo 1 Tesaloniana 5:15 amin'ny teny manodidina.