Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 4:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesosy hiaraka aminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 4

Jereo 1 Tesaloniana 4:14 amin'ny teny manodidina.