Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

fa rehefa nampahorina sy nisetrasetrana tany Filipy izahay teo aloha, tahaka ny fantatrareo ihany, dia sahy tao amin'Andriamanitray izahay hiteny taminareo ny filazantsaran'Andriamanitra, na dia be aza ny fanoherana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 2

Jereo 1 Tesaloniana 2:2 amin'ny teny manodidina.