Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho atỳ aminareo sy ny nialanareo tamin'ny sampy hiverenana amin'Andriamanitra mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina,

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 1

Jereo 1 Tesaloniana 1:9 amin'ny teny manodidina.