Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa avy taminareo no nanenoan'ny tenin'ny Tompo, tsy tany Makedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan'ny lazan'ny finoanareo an'Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 1

Jereo 1 Tesaloniana 1:8 amin'ny teny manodidina.