Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tesaloniana 1:5 Malagasy Bible (MG1865)

fa ny filazantsaranay tsy tonga teo aminareo tamin'ny teny ihany, fa tamin'ny hery koa sy ny Fanahy Masina ary ny fahatokiana be, araka ny ahafantaranareo izay toetry ny fitondran-tenanay teo aminareo noho ny aminareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 1

Jereo 1 Tesaloniana 1:5 amin'ny teny manodidina.