Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Petera 4:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tonga ny andro hiantombohan'ny fitsarana hatrao amin'ny ankohonan'Andriamanitra; ary raha miantomboka amintsika izany, dia hanao ahoana kosa no hiafaran'izay tsy manaiky ny filazantsaran'Andriamanitra?

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 4

Jereo 1 Petera 4:17 amin'ny teny manodidina.