Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Petera 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lò, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:4 amin'ny teny manodidina.