Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 9:1 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy olona afaka va aho? Tsy Apostoly va aho? Tsy efa nahita an'i Jesosy Tompontsika va aho? Tsy asako ao amin'ny Tompo va ianareo?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 9

Jereo 1 Korintiana 9:1 amin'ny teny manodidina.