Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 8:13 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha ny hanina no mahatafintohina ny rahalahiko, dia tsy hihinan-kena akory aho mandrakizay, fandrao mahatafintohina ny rahalahiko.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:13 amin'ny teny manodidina.