Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 7:29 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Efa fohy ny andro, mba ho toy ny tsy manam-bady ny manana amin'izao sisa izao;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:29 amin'ny teny manodidina.