Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 6:18 Malagasy Bible (MG1865)

Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon'ny olona dia eny ivelan'ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin'ny tenany.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 6

Jereo 1 Korintiana 6:18 amin'ny teny manodidina.