Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 5:11 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny nanoratako taminareo, dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin'ny toy izany ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 5

Jereo 1 Korintiana 5:11 amin'ny teny manodidina.