Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 4:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin'i Kristy aza ianareo, dia tsy maro ray ianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny filazantsara.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4

Jereo 1 Korintiana 4:15 amin'ny teny manodidina.