Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha hoy ny anankiray: Izaho an'i Paoly, ary ny anankiray kosa: Izaho an'i Apolosy, moa tsy olona ihany va ianareo?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 3

Jereo 1 Korintiana 3:4 amin'ny teny manodidina.