Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin'izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin'izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 3

Jereo 1 Korintiana 3:1 amin'ny teny manodidina.