Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 2:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy (Isa. 64. 3),

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2

Jereo 1 Korintiana 2:9 amin'ny teny manodidina.