Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 2:11 Malagasy Bible (MG1865)

Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona, afa-tsy ny fanahin'ny olona izay ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2

Jereo 1 Korintiana 2:11 amin'ny teny manodidina.