Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 14:6 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa, ry rahalahy, raha mankeo aminareo aho ka miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin'izany, raha tsy fanambarana, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:6 amin'ny teny manodidina.