Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 14:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ahoana ary no izy, ry rahalahy? Raha miangona ianareo, misy ta-hanao hira ianareo, misy ta-hanao fampianarana, misy manana fanambarana, misy manana fiteny tsy fantatra, misy manana fandikan-teny. Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:26 amin'ny teny manodidina.